Hijery ny anatiny

Pejy Vaovao eo Amin’ny Tantaran’ny Foibe

Pejy Vaovao eo Amin’ny Tantaran’ny Foibe

Manorina foibe vaovao any Warwick, any New York, ny Vavolombelon’i Jehovah. Mpiasa an-tsitrapo avy amin’ny faritra samihafa manerana an’i Etazonia ny ankamaroan’ny mpiasa. Akaikikaiky ihany ny fotoana tokony hamitana an’ilay fanorenana ka miara-mientana izy rehetra. Mirotsaka an-tsitrapo izy ireo, ary miasa mafy nefa tsy mikarama. Raisiny ho fanomezana ho an’Andriamanitra ny asa ataony. Jereo ato fa mahavita asa be ireo ekipa ireo!