Vaovao Farany any Warwick No. 1 HANDEFA Vaovao Farany any Warwick No. 1 Mbola mitohy ny asa, any amin’ilay toerana hisy ny foibe. Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Mety ho Tianao Koa FANORENANA Fanorenana any Warwick: Tahirin-tsary 1 (Mey ka Hatramin’ny Aogositra 2014) Ho hitanao ato ny fandrosoan’ny fanorenana ny garazy, ny trano misy an’ireo birao sy sampan’asa samihafa, ary ny trano fonenana C sy D. FANORENANA Warwick: Tahirin-tsary 2 (Septambra ka Hatramin’ny Desambra 2014) Mandroso ny fanorenana ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah. Milina fibatana entana (grues) 13 no indray nampiasaina, indray mandeha. FANORENANA Warwick: Tahirin-tsary 3 (Janoary ka Hatramin’ny Aprily 2015) Mpiasa an-tsitrapo tokotokony ho 2500 isan’andro no niasa tany Warwick tamin’ny Febroary, ka 500 teo ho eo isan-kerinandro no tonga. Jereo ny fandrosoan’ny asa any. FANORENANA Vaovao Farany any Warwick No. 2 Mpiasa an-tsitrapo avy any amin’ny vazan-tany efatra no miara-miasa amin’ny fanorenana ny foibe vaovaon’ny Vavolombelon’i Jehovah. Hanao Pirinty Hizara Hizara Vaovao Farany any Warwick No. 1 FANORENANA Vaovao Farany any Warwick No. 1 Malagasy Vaovao Farany any Warwick No. 1 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502014144/univ/art/502014144_univ_sqr_xl.jpg