Hijery ny anatiny

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-136 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-136 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Irahina mba hampandroso ny fandaminana ireo nahazo diplaoma tamin’ny Sekolin’i Gileada. Manazava ny antony mahatonga azy ireo hahafoy tena ny sasany amin’izy ireo.