Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

ANDAO HIANATRA AVY AMIN’NY NAMAN’I JEHOVAH

Jeremia

Jeremia

Ampiasao ity kilalao ity mba hianarana avy amin’ny naman’i Jehovah: Jeremia.

Ry ray aman-dreny, vakio sy iaraho midinika amin’ny zanakareo ny Jeremia 1:6-8.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Hetezo ny sarin’ny olona ao amin’ny pejy 1, dia apetaho eo amin’ilay sary eo amin’ny pejy 2. Araho ilay toromarika eo amin’ny pejy 1 rehefa manambatra an’ilay izy. Iaraho midinika koa ireo fanontaniana ao amin’ilay video. Azonao atambatra daholo izay sary nohetezanao tato amin’ny kilalao amin’ity fizarana ity, mba ho lasa hoatran’ny boky.