1 Tantara 3:1-24

3  Ary ireto avy ny zanakalahin’i Davida+ izay naterany tany Hebrona:+ Ny lahimatoa, Amnona+ zanak’i Ahinoama+ Jezirelita;+ ny faharoa, Daniela zanak’i Abigaila+ Karmelita;+  ny fahatelo, Absaloma+ zanak’i Maka,+ zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora;+ ny fahefatra, Adonia+ zanak’i Hagita;+  ny fahadimy, Sefatia zanak’i Abitala;+ ary ny fahenina, Jitreama zanak’i Egla+ vadiny.  Enina no naterany tany Hebrona. Ary nanjaka tany fito taona sy enim-bolana izy. Ary telo amby telopolo taona kosa no nanjakany tany Jerosalema.+  Ary ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea+ sy Sobaba+ sy Natana+ ary Solomona,+ ka ireo efatra ireo no naterak’i Batseba+ zanakavavin’i Amiela,+  ary koa Jibara,+ Elisama,+ Elifeleta,+  Noga, Nafega, Jafia,+  Elisama,+ Eliada, ary Elifeleta:+ Sivy kosa ireo.  Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, ankoatra an’ireo zanaky ny vadikeliny. Ary i Tamara+ no anabavin’izy ireo. 10  Ary i Solomona niteraka an’i Rehoboama;+ Rehoboama niteraka an’i Abia;+ Abia niteraka an’i Asa;+ Asa niteraka an’i Josafata;+ 11  Josafata niteraka an’i Jorama;+ Jorama niteraka an’i Ahazia;+ Ahazia niteraka an’i Joasy;+ 12  Joasy niteraka an’i Amazia;+ Amazia niteraka an’i Azaria;+ Azaria niteraka an’i Jotama;+ 13  Jotama niteraka an’i Ahaza;+ Ahaza niteraka an’i Hezekia;+ Hezekia niteraka an’i Manase;+ 14  Manase niteraka an’i Amona;+ ary i Amona niteraka an’i Josia.+ 15  Ary ny zanakalahin’i Josia dia i Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra. 16  Ary i Joiakima niteraka an’i Jekonia,+ ary i Jekonia niteraka an’i Zedekia. 17  Ary ny zanakalahin’i Jekonia tamin’izy voafonja dia i Sealtiela,+ 18  Malkirama, Pedaia, Senazara, Jekamia, Hosama, ary Nedabia. 19  Ary ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela+ sy Simey. Ary ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy Hanania, ary i Selomita no anabavin’izy ireo. 20  Ary ny zanany lahy hafa koa dia i Hasoba, Ohela, Berekia, Hasadia, Josaba-heseda, ka dimy ireo. 21  Ary ny zanakalahin’i Hanania dia i Pelatia+ sy Jesaia. Ary ny zanakalahin’i Jesaia dia i Refaia. Ary ny zanakalahin’i Refaia dia i Arnana. Ary ny zanakalahin’i Arnana dia i Obadia. Ary ny zanakalahin’i Obadia dia i Sekania. 22  Ary ny zanakalahin’i Sekania dia i Semaia. Ary ny zanakalahin’i Semaia dia i Hatosy, Jigala, Baria, Nearia, ary Safata, ka enina ireo. 23  Ary ny zanakalahin’i Nearia dia i Elioenay sy Hizkia ary Azrikama, ka telo ireo. 24  Ary ny zanakalahin’i Elioenay dia i Hodavia, Eliasiba, Pelaia, Akoba, Johanana, Delaia, ary Anany, ka fito ireo.

Fanamarihana