Salamo 117:1, 2

117  Miderà an’i Jehovah, ry firenena rehetra!+Ankalazao izy, ry fokom-pirenena rehetra!+   Fa lehibe tokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehony tamintsika.+Ary mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fahamarinan’i+ Jehovah.Miderà an’i Jah!+

Fanamarihana