Salamo 123:1-4

Hira Fiakarana. 123  Ianao no andrandrain’ny masoko,+Ry Ilay monina any an-danitra ô!+   Toy ny ibanjinan’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,+Ary toy ny ibanjinan’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,+No ibanjinantsika an’i Jehovah Andriamanitsika+Mandra-piantrany antsika.+   Iantrao izahay, Jehovah ô, iantrao izahay,+Satria tototry ny fanamavoana be loatra,+   Eny, tototry ny fanesoana tafahoatra ataon’ireo miadana,+Sy ny fanamavoana ataon’ireo mizahozaho.+

Fanamarihana