Salamo 133:1-3

Hira Fiakarana nataon’i Davida. 133  Tsara sy mahafinaritra erỳRehefa miara-monina amim-piraisan-tsaina ny mpirahalahy!+   Toy ny menaka tsara eo amin’ny loha+ izany,Ka mikoriana midina eo amin’ny volombava,Dia ny volombavan’i Arona,+Ary mikoriana midina hatreny amin’ny vozon’akanjony.+   Toy ny ando+ any an-tendrombohitra Hermona+ koa izany,Ka milatsaka eo amin’ireo tendrombohitr’i Ziona.+Fa nodidian’i Jehovah ho ao Ziona ny fitahiany,+Dia ny fiainana mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

Fanamarihana