Salamo 134:1-3

Hira Fiakarana. 134  Miderà an’i Jehovah,+Ianareo rehetra mpanompon’i Jehovah,+Izay mijoro ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny alina.+   Aoka ianareo ho masina rehefa manandratra ny tananareo.+Ary miderà an’i Jehovah.+   Hitahy anao avy ao Ziona anie i Jehovah,+Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany!+

Fanamarihana