Salamo 150:1-6

150  Miderà an’i Jah!+Derao ao amin’ny toerany masina Andriamanitra.+Derao koa izy, ao amin’ny habakabaka, izay porofon’ny heriny.+   Derao izy noho ny asany lehibe.+Derao izy araka ny haben’ny fahalehibeazany.+   Derao izy amin’ny fitsofana anjombona.+Derao amin’ny lokanga sy ny harpa+ izy.   Derao amin’ny ampongatapaka+ sy ny dihy+ faribolana izy.Derao amin’ny lokanga+ sy ny sodina+ izy.   Derao amin’ny kipantsona tsara feo+ izy,Ary derao amin’ny kipantsona+ avo feo.   Aoka hidera an’i Jah ny zavamiaina rehetra.+Miderà an’i Jah!+

Fanamarihana