ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 Bokin’ny Tantara Voalohany Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 Topy Maso 1 Adama ka hatramin’i Abrahama (1-27) Taranak’i Abrahama (28-37) Ny Edomita sy ny mpanjakany ary ny lehibem-pokony (38-54) 2 Ny zanakalahin’i Israely 12 (1, 2) Taranak’i Joda (3-55) 3 Taranak’i Davida (1-9) Ireo mpanjaka taranak’i Davida (10-24) 4 Taranak’i Joda hafa (1-23) Jabeza sy ny vavaka nataony (9, 10) Taranak’i Simeona (24-43) 5 Taranak’i Robena (1-10) Taranak’i Gada (11-17) Resy ny Hagarita (18-22) Antsasaky ny fokon’i Manase (23-26) 6 Taranak’i Levy (1-30) Mpihira tao amin’ny tempoly (31-47) Taranak’i Arona (48-53) Tanàna kelin’ny Levita (54-81) 7 Taranak’i: Isakara (1-5), Benjamina (6-12), Naftaly (13), Manase (14-19), Efraima (20-29), ary Asera (30-40) 8 Taranak’i Benjamina (1-40) Ny razamben’i Saoly sy ny taranany (33-40) 9 Ny Israelita tafaverina avy tany an-tsesitany (1-34) Ny razamben’i Saoly sy ny taranany (naverina) (35-44) 10 Maty i Saoly sy ny zanany lahy (1-14) 11 Nohosoran’ny Israelita rehetra ho mpanjaka i Davida (1-3) Azon’i Davida i Ziona (4-9) Ny miaramila matanjak’i Davida (10-47) 12 Lehilahy niandany tamin’i Davida (1-40) 13 Nalaina tany Kiriata-jearima ny Vata (1-14) Novonoin’i Jehovah i Oza (9, 10) 14 Mafy orina ny fanjakan’i Davida (1, 2) Ny fianakavian’i Davida (3-7) Resy ny Filistinina (8-17) 15 Nentin’ny Levita nankany Jerosalema ny Vata (1-29) Nanambany an’i Davida i Mikala (29) 16 Napetraka tao amin’ny tranolay ny Vata (1-6) Hira fisaorana nataon’i Davida (7-36) “Lasa Mpanjaka i Jehovah!” (31) Ny olona nanompo teo anoloan’ny Vata (37-43) 17 Tsy i Davida no hanorina ny tempoly (1-6) Fifanekena momba ny fanjakana natao tamin’i Davida (7-15) Vavaka fisaorana nataon’i Davida (16-27) 18 Firenena resin’i Davida (1-13) Ny manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (14-17) 19 Nalain’ny Amonita baraka ny olona nirahin’i Davida (1-5) Resy ny Amonita sy ny Syrianina (6-19) 20 Resy i Raba (1-3) Maty ireo Filistinina goavam-be (4-8) 21 Fanisam-bahoaka tsy tokony ho nataon’i Davida (1-6) Sazy avy amin’i Jehovah (7-17) Nanorina alitara i Davida (18-30) 22 Nanomana an’izay ilaina hanaovana ny tempoly i Davida (1-5) Nanafatrafatra an’i Solomona i Davida (6-16) Nasaina nanampy an’i Solomona ny andriana (17-19) 23 Nalamin’i Davida ny Levita (1-32) Voatokana i Arona sy ny zanany lahy (13) 24 Nalamin’i Davida ho fizarana 24 ny mpisorona (1-19) Fanendrena ny Levita hafa (20-31) 25 Mpitendry zavamaneno sy mpihira ao an-tranon’Andriamanitra (1-31) 26 Fizarana ny mpiandry vavahady (1-19) Mpiandraikitra ny fitehirizana zava-tsarobidy sy mpitantan-draharaha (20-32) 27 Mpifehy nanompo ny mpanjaka (1-34) 28 Tenin’i Davida momba ny fanorenana ny tempoly (1-8) Toromarika nomena an’i Solomona; nomena ny planin’ny tempoly (9-21) 29 Fanomezana ho an’ny tempoly (1-9) Vavaka nataon’i Davida (10-19) Faly be ny vahoaka; lasa mpanjaka i Solomona (20-25) Maty i Davida (26-30) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 1 Tantara—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 1 Tantara—Topy Maso Malagasy 1 Tantara—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 1 Tantara p. 619-620