ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Bokin’i Zakaria Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Topy Maso 1 Miverena amin’i Jehovah (1-6) ‘Miverena amiko dia hiverina aminareo aho’ (3) Fahitana 1: Mpitaingin-tsoavaly efatra (7-17) “Hampionona an’i Ziona indray i Jehovah” (17) Fahitana 2: Tandroka efatra sy mpiasa efatra (18-21) 2 Fahitana 3: Lehilahy iray nitondra tady fandrefesana (1-13) Horefesina i Jerosalema (2) “Ho lasa manda afo manodidina azy” i Jehovah (5) Mikasika ny anakandriamason’i Jehovah (8) Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah (11) 3 Fahitana 4: Nosoloana ny akanjon’ny mpisoronabe (1-10) Nanohitra an’i Josoa Mpisoronabe i Satana (1) ‘Hitondra an’ilay mpanompoko atao hoe Tsimoka aho’ (8) 4 Fahitana 5: Fitoeran-jiro sy oliva roa maniry (1-14) ‘Tsy amin’ny alalan’ny hery fa amin’ny alalan’ny fanahiko’ (6) Aza atao tsinontsinona ny andron’ny zavatra tsotsotra (10) 5 Fahitana 6: Horonam-boky manidina (1-4) Fahitana 7: Efaha famarana (5-11) Vehivavy tao anatiny, atao hoe Faharatsiana (8) Nentina tany Sinara ilay efaha famarana (9-11) 6 Fahitana 8: Kalesy efatra (1-8) Ho mpanjaka sy mpisorona ilay Tsimoka (9-15) 7 Tsy tian’i Jehovah ny fifadian-kanina nataon’ny Israelita (1-14) ‘Noho izaho tokoa ve no nahatonga anareo hifady hanina?’ (5) ‘Miezaha ho be fitiavana sy tsy hivadika ary hamindra fo’ (9) 8 Hampisy fiadanana sy fahamarinana ao Ziona i Jehovah (1-23) “Tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema” (3) “Samia milaza ny marina amin’ny namany avy” (16) Fifadian-kanina lasa fety be (18, 19) ‘Andao hitady an’i Jehovah’ (21) Folo lahy hitazona ny akanjon’ny Jiosy iray (23) 9 Nomelohin’i Jehovah ireo firenena manodidina (1-8) Tonga ny mpanjakan’i Ziona (9, 10) Mpanjaka manetry tena mitaingina ampondra (9) Hafahana ny vahoakan’i Jehovah (11-17) 10 Mangataha orana amin’i Jehovah fa tsy amin’ny andriamani-diso (1, 2) Hangonin’i Jehovah ny vahoakany (3-12) Avy amin’i Joda no iavian’ilay lehibe (3, 4) 11 Ny vokany rehefa tsy ekena ilay mpiandry avy amin’i Jehovah (1-17) “Andraso ny andian’ondry natao hovonoina” (4) Tehina roa: Imahafinaritra sy Firaisan-kina (7) Karaman’ny mpiandry ondry: Volafotsy 30 sekely (12) Natsipy tao amin’ny fitehirizan-karena ilay vola (13) 12 Hiaro an’i Joda sy Jerosalema i Jehovah (1-9) “Vato mavesatra” i Jerosalema (3) Hidradradradra noho ilay nolefonina (10-14) 13 Hesorina ny sampy sy ny mpaminany sandoka (1-6) Ho menatra ny mpaminany sandoka (4-6) Hasiana ny mpiandry ondry (7-9) Hodiovina ny ampahatelony (9) 14 Handresy ny fivavahana marina (1-21) Hizara roa ny Tendrombohitra Oliva (4) Ho iray ihany i Jehovah ary ho iray ihany ny anarany (9) Loza hamelezana ny mpanohitra an’i Jerosalema (12-15) Fankalazana ny Fetin’ny Trano Rantsankazo (16-19) Ho masina ny vilany rehetra (20, 21) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Zakaria—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Zakaria—Topy Maso Malagasy Zakaria—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Zakaria p. 1422-1423