Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

“Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika

“Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika

ROMANINA 1:16

Maraina

  • 9:40 Mozika

  • 9:50 Hira 67 sy Vavaka

  • 10:00 Nahoana Isika no “Tsy Menatra ny Vaovao Tsara”?

  • 10:15 Arovy ny Vaovao Tsara

  • 10:30 “Mpiasa Tsy Mitsanga-menatra na Amin’inona na Amin’inona” ve Ianao?

  • 10:55 Hira 73 sy Fampandrenesana

  • 11:05 Asehoy hoe Manana Toe-tsaina Mahatonga Anao Hahery sy ho Be Fitiavana ary Hahay Hisaina Ianao

  • 11:35 Batisa: Efa ‘Nanaiky ny Vaovao Tsara’ Ianao, dia Tohizo Foana Izany

  • 12:05 Hira 75

Tolakandro

  • 1:20 Mozika

  • 1:30 Hira 77

  • 1:35 Fitantarana

  • 1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2:15 Lahateny Mifampitohy: Tsy Mahamenatra Antsika...

    • • ny Fitsipik’Andriamanitra Momba ny Fitondran-tena

    • • ny Fanjakan’Andriamanitra

    • • ny Solontenan’Andriamanitra

  • 3:00 Hira 40 sy Fampandrenesana

  • 3:10 Ataovy ho ‘Reharehanao’ i Jehovah

  • 3:55 Hira 7 sy Vavaka