Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra 2024-2025: Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra

“Mitondra Tena Mendrika ny Vaovao Tsara” ve Ianao?

Fandaharana maraina sy tolakandro amin’ny fivoriamben’ny faritra miaraka amin’ny mpiandraikitra ny faritra.

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Hovaliana mandritra an’ilay fandaharana ny fanontaniana ato.