Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lesona 1

Lesona 1

Iza no nanao ny tany?

Ary ny kintana any ambony any?

Iza no nanao ny olona?

Ary ny lolo sy ny vorona?

I Jehovah Andriamanitra, ilay mipetraka any an-danitra.

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

Vakio:

Apokalypsy 4:11

Asaivo tondroiny ireto:

Tany Rahona Sambo

Lolo Kintana Trano

Trondro Masoandro

Anontanio izy hoe:

Iza no anaran’Andriamanitra?

Aiza i Jehovah no mipetraka?

Inona avy no nataony?