Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lesona 3

Lesona 3

Fantatr’i Balita fa marary ny namany.

Dia hoy izy hoe: “Hanoratra aho izao, dia hividy kilalao.

Avy eo aho hankany, dia homeko azy izany.”

Ho faly ianao sy ny namanao, raha tsara fanahy ianao.

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

Vakio:

1 Petera 3:8

Asaivo tondroiny ireto:

Trano Latabatra Davida

Masoandro Vorona Hazo

Anontanio izy hoe:

Mahafantatra olona marary ve ianao?

Inona no azontsika atao mba hanampiana azy?