Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lesona 6

Lesona 6

Akimpio ny masonao, dia sokafy raha hijery.

Asehoy ny tananao, dia mitehafa kely.

Jereo ny tongotrao rehefa milalao.

Jereo fa mahavita manao tsongolobatita.

Mijere ange fitaratra dia jereo ny vatanao, fa tena tonga lafatra ny nanaovan’i Jehovah anao.

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

Vakio:

Salamo 139:14

Asaivo tondroiny ny:

Tanany Tongony Sofiny

Orony Masony

Asaivo tadiaviny ireto:

Foza Saka

Anontanio izy hoe:

Iza no namorona anao? Dia iza no namorona ahy?