Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny fanafodin’ireo zava-manahirana ny olombelona

Ny fanafodin’ireo zava-manahirana ny olombelona

Ny fanafodin’ireo zava-manahirana ny olombelona

Tena misy fanafodiny tokoa. Mba hahalalana izany, dia vakio ilay boky mifono baoritra 190 pejy, fanao am-paosy, mitondra ny lohateny hoe: “Ny Fahamarinana izay mitarika ho amin’ny fiainana mandrakizay”. —

Mba hahazoana izany, dia manorata amin’ny anankiray amin’ny adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity bokikely ity.