Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

“Mahareta amin’izay zavatra nianaranao.”

“Mahareta amin’izay zavatra nianaranao.”

“Mahareta amin’izay zavatra nianaranao.”

Izany no teny nolazain’ny apostoly Paoly tamin’i Timoty tanora. (II Timoty 3:14) Ny famakiana an’ity boky ity dia nampahafantatra anao ny hoe inona no soa tehirizin’Andriamanitra ho an’ireo izay tia azy. Ilainao anefa ny hanohy handroso ara-panahy. Ho vonona ny hanampy anao ny Mpianatra ny Baiboly raha tsy efa manao izany izy ireo. Manorata amin’ny anankiray amin’ireto adiresy manaraka ireto, ary mangataha mba hitsidika anao tsy tapaka ny mpitory Mpianatra ny Baiboly iray izay hiara-hianatra ny Baiboly aminao maimaimpoana. Mba hahafantarana ny fomba hahazoana hafa koa amin’ity boky ity na mba hahazoana ny Les Saintes Ecritures — Traduction du monde nouveau, dia aza fady mba manorata amin’ny anankiray amin’ireto adiresy voalaza eto ambany ireto.