Tatitra Momba ny Asa Maneran-tany: Tontalibeny 1994
Tatitra Momba ny Asa Maneran-tany: Tontalibeny 1994
Isan’ireo Tany: 232
Tampon’isan’ny Mpitory: 4 914 094
Antsalan’isan’ny Mpitory: 4 695 111
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny 1993: 5
Isan’ny Natao Batisa: 314 818
Antsalan’isan’ny Mpisava Lalana: 636 202
Isan’ny Kongregasiona: 75 573
Tontalin’isan’ny Ora: 1 096 065 354
Antsalan’isan’ny Fampianarana Baiboly: 4 701 357
Isan’ny Mpanatrika ny Fahatsiarovana: 12 288 917
Isan’ny Nandray Anjara Tamin’ny
Marika Naneran-tany: 8 617
Isan’ny Biraon’ny Sampana: 100
Nandritra ny taom-piasana 1994, ny Fikambanana Watch Tower dia nandany 50 126 004,05 $ (eo amin’ny 191 481 337 190 FMG) nikarakarana ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany tany amin’ny saha fanompoana nanendrena azy ireo avy.
[Tabilao, pejy 34-41]
RAPAORO MANERAN-TANIN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH, TAOM-PIASANA 1994
(Jereo ny boky)