Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany: Tontalibeny 1996

Tatitra Maneran-tany: Tontalibeny 1996

Tatitra Maneran-tany: Tontalibeny 1996

Sampan’ny Watch Tower: 104

Isan’ny Tany Nanao Tatitra: 233

Tontalin’isan’ny Kongregasiona: 81 908

Mpanatrika ny Fahatsiarovana Naneran-tany: 12 921 933

Nandray Anjara Tamin’ny Fahatsiarovana Naneran-tany: 8 757

Tampon’isan’ny Mpitory teo Amin’ny Fanompoana Ilay Fanjakana: 5 413 769

Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 5 167 258

Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny 1995: 4,4

Tontalin’isan’ny Natao Batisa: 366 579

Salanisan’ny Mpisava Lalana Isam-bolana: 645 509

Tontalin’isan’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 140 621 714

Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 4 855 030

Nandritra ny taom-panompoana 1996, ny Fikambanana Watch Tower dia nandany 60 932 324,26 dolara nikarakarana ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany teo amin’ny fanompoana teny amin’ny saha nanendrena azy ireo avy

[Tabilao, pejy 34-41]

TATITRA MANERAN-TANIN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH, TAOM-PANOMPOANA 1996

(Jereo ny boky)