Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Inona no Soa Noraisinao Avy Tamin’ity Diary Ity?

Inona no Soa Noraisinao Avy Tamin’ity Diary Ity?

Inona no Soa Noraisinao Avy Tamin’ity Diary Ity?

Mamelombelona ny tatitra, na filazana, tsara avy any an-tany lavitra, araka ny voalaza ao amin’ny Ohabolana 25:25. Misy tatitra maro toy izany ato amin’ity “Diary” ity.

◂ Moa ve ianao nahamarika zava-nitranga izay fahatanterahan’ny faminaniana sasany ao amin’ny Baiboly, tao amin’ireo tatitra ireo?

◂ Teo am-pamakianao ity Diary ity, inona no porofo tena nampiaiky volana anao fa miahy amim-pitiavana ny mpanompony i Jehovah?

◂ Inona no soa noraisinao avy tamin’ny fomba fiheveran’ny Kristianina any an-tany hafa ny toe-javatra tena sarotra atrehiny?

◂ Inona no nianaranao avy tamin’ireo zavatra nataon’ireo rahalahinao kristianina, ka manampy anao hiezaka hahita vokatra kokoa eo amin’ny fanompoanao?

◂ Inona avy no ho herin’ireo oha-pinoana voatantara ato amin’ity boky ity, eo amin’ny fiainanao?

◂ Inona avy no fitantarana nasianao marika, satria heverinao fa hanampy olon-kafa raha resahinao aminy?