Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2004

Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2004

Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2004

Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 111

Tany Nanao Tatitra: 235

Tontalin’isan’ny Fiangonana: 96 894

Mpanatrika ny Fahatsiarovana Naneran-tany: 16 760 607

Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 8 570

Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 6 513 132

Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 6 308 341

Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny Taona 2003: 2,0

Tontalin’isan’ny Natao Batisa: 262 416

Salanisan’ny Mpisava Lalana Isam-bolana: 858 461

Tontalin’isan’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 282 234 887

Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 6 085 387

Nandritra ny taom-panompoana 2004, ny Vavolombelon’i Jehovah dia nandany maherin’ny 93 tapitrisa dolara nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.

[Tabilao, pejy 32-39]

TATITRA MANERAN-TANIN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH, TAOM-PANOMPOANA 2004

(Jereo ny boky)

[Sarintany, pejy 40-42]

(Jereo ny boky)