Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2006
Tatitra Maneran-tany Tontalibeny 2006
Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 114
Tany Nanao Tatitra: 236
Tontalin’isan’ny Fiangonana: 99 770
Mpanatrika ny Fahatsiarovana Naneran-tany: 16 675 113
Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 8 758
Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 6 741 444
Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 6 491 775
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2005: 1,6
Tontalin’isan’ny Natao Batisa: 248 327
Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 269 557
Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 642 182
Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 333 966 199
Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 6 286 618
Nandritra ny taom-panompoana 2006, ny Vavolombelon’i Jehovah dia nandany 111 tapitrisa dolara mahery, nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera, ary mpiandraikitra mpitety faritany teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.
◼ Misy 19 328 no miasa any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokana Eran-tany, izy rehetra.
[Tabilao, pejy 32-39]
TATITRA MANERAN-TANIN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH, TAOM-PANOMPOANA 2006
(Jereo ny boky)
[Sarintany, pejy 40-42]
(Jereo ny boky)