Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany 2011

Tatitra Maneran-tany 2011

Tatitra Maneran-tany 2011

Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 98

Tany Nanao Tatitra: 236

Tontalin’isan’ny Fiangonana: 109 403

Mpanatrika ny Fahatsiarovana Naneran-tany: 19 374 737

Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 11 824

Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 7 659 019

Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 395 672

Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2010: 2,4

Tontalin’isan’ny Natao Batisa: 263 131

Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 466 911

Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 895 844

Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 707 094 710

Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 8 490 746

Nandritra ny taom-panompoana 2011, ny Vavolombelon’i Jehovah dia nandany 173 tapitrisa dolara mahery, nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.

◼ Misy 20 595 no miasa any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokana Eran-tany izy rehetra.

[Tabilao, pejy 44-51]

TATITRA MANERAN-TANIN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH, TAOM-PANOMPOANA 2011

(Jereo ny boky)

[Sarintany, pejy 52-54]

(Jereo ny boky)