Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

“Minoa An’Andriamanitra”!

“Minoa An’Andriamanitra”!

JAONA 14:1

MARAINA

  • 9:30 Mozika

  • 9:40 Hira 118 sy Vavaka

  • 9:50 Nahoana Isika no Mila “Maneho Finoana”?

  • 10:05 Lahateny Mifampitohy: Tahafo Ireo Olona Efa Naneho Finoana:

    • • Isaka sy Rebeka

    • • Estera

    • • Timoty

  • 11:05 Hira 60 sy Fampandrenesana

  • 11:15 ‘Mino Isika ka Miteny’

  • 11:30 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12:00 Hira 52

TOLAKANDRO

  • 1:10 Mozika

  • 1:20 Hira 9 sy Vavaka

  • 1:30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Manehoa Finoana An’ilay Andriamanitra “Tsy Mahay Mandainga”

  • 2:00 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2:30 Hira 54 sy Fampandrenesana

  • 2:40 Lahateny Mifampitohy: ‘Mandehana Amin’ny Finoana’ Isan’andro:

    • • “Aza Manahy Mihitsy”

    • • “Hararaoty Tsara ny Fotoana”

    • • Miezaha Foana mba ‘Tsy ho Anisan’izao Tontolo Izao’

  • 3:40 “Fantatr’i Jehovah ny Azy”

  • 4:15 Hira 7 sy Vavaka