Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hatanjaho ny Finoanao!

Hatanjaho ny Finoanao!

HEBREO 10:39

MARAINA

  • 9:40 Mozika

  • 9:50 Hira 119 sy Vavaka

  • 10:00 Nahoana Isika no Tokony Hanatanjaka ny Finoantsika Dieny Izao?

  • 10:15 “Mahita An’Ilay Tsy Hita” ve Ianao?

  • 10:30 “Ny Finoana dia avy Amin’izay Re”

  • 10:55 Hira 104 sy Fampandrenesana

  • 11:05 ‘Ny Vokatry ny Fanahy dia Finoana’

  • 11:35 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12:05 Hira 50

TOLAKANDRO

  • 1:20 Mozika

  • 1:30 Hira 3

  • 1:35 Fitantarana

  • 1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2:15 Lahateny Mifampitohy: Ampio Hanana Finoana Matanjaka...

    • • Ny Zanakao

    • • Ny Olona Ampianarinao Baiboly

    • • Ny Mpiara-manompo Aminao

  • 3:00 Hira 38 sy Fampandrenesana

  • 3:10 ‘Banjino Tsara Ilay Mpitarika Lehibe Indrindra sy Mpandavorary ny Finoantsika’

  • 3:55 Hira 126 sy Vavaka