Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Nahoana isika no tokony hanatanjaka ny finoantsika dieny izao? (Heb. 10:39)

  2. 2. Inona no hanampy antsika ‘hahita’ an’i Jehovah, na dia tsy hita maso aza izy? (Heb. 11:27)

  3. 3. Nahoana no mahasoa antsika ny mandinika ny faminaniana ao amin’ny Baiboly? (Rom. 10:17)

  4. 4. Ahoana no anampian’ny fanahy masina antsika mba hanam-pinoana? (Lioka 11:13; Gal. 5:22)

  5. 5. Ahoana no azontsika anampiana ny hafa hanana finoana matanjaka? (1 Tes. 2:7, 8)

  6. 6. Nahoana isika no tokony ‘hibanjina tsara an’ilay Mpitarika Lehibe Indrindra sy Mpandavorary ny finoantsika’? (Heb. 12:2, 3)