Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Ahoana no ampisehoantsika hoe mankamamy ny toerantsika ao amin’ny fianakavian’i Jehovah isika? (Efes. 4:3)

  2. 2. Inona no azontsika atao mba handraisana tsara ny hafa, ary nahoana isika no tokony hanao an’izany? (Rom. 15:7)

  3. 3. Inona no azontsika atao mba hanampiana olona faran’izay betsaka ho lasa fianakavian’i Jehovah? (Efes. 2:17; 6:15)

  4. 4. Inona no azontsika atao mba hampisy fihavanana? (Efes. 4:29; 5:1, 2; 6:13)

  5. 5. Inona no hanampy antsika ho tia kokoa ny fianakaviantsika ara-panahy? (Efes. 1:15, 16)

© 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

CA-copgm23-MG