Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tafaray ny Fianakavian’i Jehovah

Tafaray ny Fianakavian’i Jehovah

EFESIANINA 4:3

Maraina

  • 9:30 Mozika

  • 9:40 Hira 85 sy Vavaka

  • 9:50 Ankamamio ny Toeranao ao Amin’ny Fianakavian’i Jehovah

  • 10:05 Lahateny Mifampitohy: Nandray Tsara ny Hafa Izy Ireo

    • • Eliho

    • • Lydia

    • • Jesosy

  • 11:05 Hira 100 sy Fampandrenesana

  • 11:15 Mazotoa Manampy ny Hafa mba ho Lasa Fianakavian’i Jehovah

  • 11:30 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12:00 Hira 135

Tolakandro

  • 1:10 Mozika

  • 1:20 Hira 132 sy Vavaka

  • 1:30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Sambatra sy Milamina ve ny Tokantranonao?

  • 2:00 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2:30 Hira 136 sy Fampandrenesana

  • 2:40 Lahateny Mifampitohy: Ataovy Izay Hampisy Fihavanana

    • • Milazà ‘Teny Tsara mba Hampaherezana’

    • • ‘Miezaha Haneho Fitiavana’

    • • Tohero ny Fahavalontsika

  • 3:40 Misaora Foana An’i Jehovah fa Nomeny Fianakaviana Ara-panahy

  • 4:15 Hira 107 sy Vavaka