Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Ahoana no hahafantarantsika hoe iza no zanaky ny fiadanana? (Lioka 10:6)

  2. 2. Ahoana no azontsika anampiana ny zanaky ny fiadanana mba ho lasa naman’Andriamanitra? (Mat. 10:11)

  3. 3. Ahoana no hanampian’ilay Andrianan’ny Fiadanana antsika mba hitady zanaky ny fiadanana? (Isaia 9:6, 7; Mat. 28:20)

  4. 4. Ahoana no hampisehoantsika hoe zanaky ny fiadanana isika? (Sal. 11:5; 2 Tim. 2:24; Jak. 3:17, 18)

  5. 5. Ahoana no ataon’ny zanaky ny fiadanana mba hifanampiana? (2 Kor. 6:13)

  6. 6. Ahoana no hanaovana an’ilay hoe: “Reseo amin’ny tsara foana ny ratsy”? (Rom. 12:2, 6, 10, 18)

© 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

CA-brpgm23-MG