Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zanaky ny Fiadanana

Zanaky ny Fiadanana

LIOKA 10:6

Maraina

  • 9:40 Mozika

  • 9:50 Hira 58 sy Vavaka

  • 10:00 Tonga Soa Ianareo Zanaky ny Fiadanana!

  • 10:15 Tadiavo Foana ny Zanaky ny Fiadanana

  • 10:30 Manampy Anao Hitady Zanaky ny Fiadanana Ilay Andrianan’ny Fiadanana

  • 10:55 Hira 103 sy Fampandrenesana

  • 11:05 Tsy Mianatra Ady Intsony ny Zanaky ny Fiadanana

  • 11:35 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12:05 Hira 79

Tolakandro

  • 1:20 Mozika

  • 1:30 Hira 76

  • 1:35 Fitantarana

  • 1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2:15 Lahateny Mifampitohy: Mifanampy ny Zanaky ny Fiadanana

    • • ‘Sokafy Midanadana ny Fonareo’

    • • Ampio Hanao An’izay Farany Vitany ny Tanora

    • • Hajao ny Be Taona

  • 3:00 Hira 57 sy Fampandrenesana

  • 3:10 Mandresy ny Ratsy Amin’ny Tsara ny Zanaky ny Fiadanana

  • 3:55 Hira 45 sy Vavaka