Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
1. Ahoana no ampisehoantsika hoe “miandry mafy an’i Jehovah” isika? (Sal. 130:5, 6)
2. Ahoana no ampisehoantsika hoe “miandry mafy an’i Jehovah” isika rehefa ao anatin’ny sarotra? (Hab. 2:3, 4; 2 Tim. 4:2; Lioka 2:36-38)
3. Ahoana no azontsika ampiasana tsara ny fotoanantsika eo am-piandrasana ny andron’i Jehovah? (2 Pet. 3:11-13)
4. Nahoana isika no matoky hoe ny miandry an’i Jehovah no tsara indrindra rehefa manana olana? (Sal. 62:1, 2, 8, 10; 68:6; 130:2-4)
5. Inona avy no tsy maintsy ataontsika raha te hahazo an’ilay valisoa ho an’ny olo-marina isika? (Sal. 58:11)
© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
CA-copgm24-MG