Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
1. Ahoana no idirantsika amin’ny fitsaharan’Andriamanitra? (Gen. 2:1-3; Heb. 4:1, 11)
2. Ahoana no hahatonga ny “tenin’Andriamanitra” hisy heriny eo amin’ny fiainantsika? (1 Tes. 2:13; Heb. 4:12)
3. Nahoana isika no tokony hitady ny tari-dalan’i Jehovah foana? (Isaia 26:7-9, 15, 20)
4. Inona no tokony hataontsika raha te hahazo ny fitahian’i Jehovah? (1 Pet. 1:13-15; 1 Jaona 5:3)
5. Inona no azontsika atao mba hampifaliana ny fon’i Jehovah? (Sal. 71:14, 15; Rom. 12:2; 1 Pet. 4:10)
6. Inona no hanampy antsika ho falifaly foana manompo an’i Jehovah? (Jaona 5:17)
© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
CA-brpgm24-MG