Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Midira Amin’ny Fitsaharan’Andriamanitra!

Midira Amin’ny Fitsaharan’Andriamanitra!

HEBREO 4:11

Maraina

  • 9:40 Mozika

  • 9:50 Hira 87 sy Vavaka

  • 10:00 Ahoana no Idirantsika Amin’ny Fitsaharan’Andriamanitra?

  • 10:15 Inona no Dikan’ny hoe ‘Velona ny Tenin’Andriamanitra’?

  • 10:30 Tadiavo Foana ny Tari-dalan’i Jehovah

  • 10:55 Hira 89 sy Fampandrenesana

  • 11:05 Tahin’i Jehovah Izay Mankatò

  • 11:35 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12:05 Hira 32

Tolakandro

  • 1:20 Mozika

  • 1:30 Hira 49

  • 1:35 Fitantarana

  • 1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2:15 Lahateny Mifampitohy: Mampifaly ny Fon’i Jehovah...

    • • ny Tanora

    • • ny Anabavy

    • • ny Be Taona

  • 3:00 Hira 38 sy Fampandrenesana

  • 3:10 Falifaly ve Ianao Manompo An’i Jehovah?

  • 3:55 Hira 118 sy Vavaka