Asabotsy
‘Miadia mafy hiaro ny finoana’—Joda 3
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 57 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tadidio fa Afaka ny Hanam-pinoana ny Olona Tsy Manam-pinoana
-
• Ny Ninivita (Jona 3:5)
-
• Ny Rahalahin’i Jesosy (1 Korintianina 15:7)
-
• Ireo Manana Toerana Ambony (Filipianina 3:7, 8)
-
• Ireo Tsy Mpivavaka (Romanina 10:13-15; 1 Korintianina 9:22)
-
-
10.30 Ampio Hanam-pinoana ny Olona ka Ampiasao ny Boky Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (Jaona 17:3)
-
10.50 Hira 67 sy Fampandrenesana
-
11.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mahavita Miaro ny Finoana...
-
• Ireo Manam-bady Tsy Vavolombelona (Filipianina 3:17)
-
• Ireo Notezain’ny Rainy na ny Reniny Irery (2 Timoty 1:5)
-
• Ireo Mpitovo (1 Korintianina 12:25)
-
-
11.45 BATISA: Hiaina Mandrakizay Izay Maneho Finoana (Matio 17:20; Jaona 3:16; Hebreo 11:6)
-
12.15 Hira 79 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.35 Mozika Fanokafana
-
1.45 Hira 24
-
1.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Maneho Finoana ny Mpiara-manompo Amintsika any...
-
• Afrika
-
• Azia
-
• Eoropa
-
• Amerika Avaratra
-
• Oseania
-
• Amerika Atsimo
-
-
2.15 LAHATENY MIFAMPITOHY: Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao
-
• Mianara Fiteny Vahiny (1 Korintianina 16:9)
-
• Mandehana Manitatra Faritany (Hebreo 11:8-10)
-
• Mangataha Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana (1 Korintianina 4:17)
-
• Mandraisa Anjara Amin’ny Fanorenana (Nehemia 1:2, 3; 2:5)
-
• ‘Manokàna Vola’ ho An’ny Asan’i Jehovah (1 Korintianina 16:2)
-
-
3.15 Hira 84 sy Fampandrenesana
-
3.20 TANTARA: Daniela: Nanam-pinoana Mandra-pahafatiny (Fizarana 1) (Daniela 1:1–2:49; 4:1-33)
-
4.20 ‘Miadia Mafy Hiaro ny Finoana’ (Joda 3; Ohabolana 14:15; Romanina 16:17)
-
4.55 Hira 38 sy Vavaka Famaranana