Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanazavana

Fanazavana

BATISA Efa nalamin’ny anti-panahinareo arakaraka ny zava-misy any aminareo izay tokony hataon’ireo maniry hatao batisa, aorian’ny fandaharana asabotsy maraina.

FANOMEZANA Adika amin’ny fiteny 400 mahery ity fivoriamben’ny vondrom-paritra ity. Tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo ataonao izany asa maneran-tany izany. Azonao atao ny manao fanomezana ao amin’ny donate.pr418.com. Tena ankasitrahana ny fanomezana rehetra. Misaotra anao ny Filan-kevi-pitantanana, noho ianao tia manome ka mampandroso ny asan’ilay Fanjakana.

SEKOLIN’NY MPITORY ILAY FANJAKANA Asaina ny mpisava lalana maharitra, izay 23 taona ka hatramin’ny 65 taona, ka te hampitombo ny fanompoany, mba hiresaka amin’ny mpitan-tsoratry ny fiangonany ary hameno fangatahana ao amin’ny jw.org.

Alamin’ny Filan-kevi-pitantanan’ny Vavolombelon’i Jehovah

© 2021 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania