Zoma
“Ampitomboy ny finoanay”—Lioka 17:5
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 5 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Hoatran’ny Ahoana ny Herin’ny Finoana? (Matio 17:19, 20; Hebreo 11:1)
-
10.10 LAHATENY MIFAMPITOHY: Nahoana Isika no Mino hoe...
-
• Misy Andriamanitra? (Efesianina 2:1, 12; Hebreo 11:3)
-
• Marina ny Tenin’Andriamanitra? (Isaia 46:10)
-
• Azo Ampiharina ny Fitsipik’Andriamanitra? (Isaia 48:17)
-
• Be Fitiavana Andriamanitra? (Jaona 6:44)
-
-
11.05 Hira 37 sy Fampandrenesana
-
11.15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: Nankatò i Noa Satria Nanam-pinoana (Genesisy 6:1–8:22; 9:8-16)
-
11.45 ‘Manàna Finoana ka Aza Misalasala’ (Matio 21:21, 22)
-
12.15 Hira 118 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.35 Mozika Fanokafana
-
1.45 Hira 2
-
1.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Diniho ny Zavaboary dia Hatanjaka ny Finoanao
-
• Ny Kintana (Isaia 40:26)
-
• Ny Ranomasimbe (Salamo 93:4)
-
• Ny Ala (Salamo 37:10, 11, 29)
-
• Ny Rivotra sy ny Rano (Salamo 147:17, 18)
-
• Ny Biby any An-dranomasina (Salamo 104:27, 28)
-
• Ny Vatantsika (Isaia 33:24)
-
-
2.50 Hira 148 sy Fampandrenesana
-
3.00 Mampitombo ny Finoantsika ny Fampisehoan’i Jehovah ny Heriny (Isaia 43:10; Hebreo 11:32-35)
-
3.20 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Manam-pinoana
-
• Abela fa Tsy Kaina (Hebreo 11:4)
-
• Enoka fa Tsy Lameka (Hebreo 11:5)
-
• Noa fa Tsy ny Mpiara-monina Taminy (Hebreo 11:7)
-
• Mosesy fa Tsy Farao (Hebreo 11:24-26)
-
• Ny Mpianatr’i Jesosy fa Tsy ny Fariseo (Asan’ny Apostoly 5:29)
-
-
4.15 “Mandiniha Tena Foana mba Hahitana Raha ao Amin’ny Finoana Ianareo na Tsia” (2 Korintianina 13:5, 11)
-
4.50 Hira 119 sy Vavaka Famaranana