Asabotsy
Maraina
-
9:20 Mozika Fanokafana
-
9:30 Hira 58 sy Vavaka
-
9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Te ho Vonona Hitory “ny Vaovao Tsaran’ny Fiadanana” ve Ianao?
-
• Mazotoa Foana (Romanina 1:14, 15)
-
• Manomàna Tsara (2 Timoty 2:15)
-
• Miezaha Hanombo-dresaka (Jaona 4:6, 7, 9, 25, 26)
-
• Tsidiho Izay Liana (1 Korintianina 3:6)
-
• Ampio Hihamatotra ny Mpianatra (Hebreo 6:1)
-
-
10:40 Ry Tanora, Mahaiza Manapa-kevitra dia Hiadana Ianareo (Matio 6:33; Lioka 7:35; Jakoba 1:4)
-
11:00 Hira 135 sy Fampandrenesana
-
11:10 VIDEO: Miadan-tsaina ny Mpiara-manompo Amintsika na eo aza ny...
-
• Fanenjehana
-
• Aretina
-
• Olana Ara-bola
-
• Loza Araka ny Natiora
-
-
11:45 BATISA: Mandehana Foana “eo Amin’ny Lalan’ny Fiadanana” (Lioka 1:79; 2 Korintianina 4:16-18; 13:11)
-
12:15 Hira 54 sy Fiatoana
Tolakandro
-
1:35 Mozika Fanokafana
-
1:45 Hira 29
-
1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Alao’ Izay Mety Tsy Hampihavana
-
• Fireharehana (Efesianina 4:22; 1 Korintianina 4:7)
-
• Fialonana (Filipianina 2:3, 4)
-
• Lainga sy Fitaka (Efesianina 4:25)
-
• Fifosana (Ohabolana 15:28)
-
• Hatezerana Tsy Voafehy (Jakoba 1:19)
-
-
2:45 TANTARA: Mitarika Antsika ho any Amin’ny Fiadanana i Jehovah (Fizarana 1) (Isaia 48:17, 18)
-
3:15 Hira 130 sy Fampandrenesana
-
3:25 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ahoana no Atao Raha Te “Hitady Fihavanana ka Hitandro An’izany”?
-
• Aza Mora Tezitra (Ohabolana 19:11; Mpitoriteny 7:9; 1 Petera 3:11)
-
• Mahaiza Miala Tsiny (Matio 5:23, 24; Asan’ny Apostoly 23:3-5)
-
• Mamelà Heloka Tanteraka (Kolosianina 3:13)
-
• Fidio Tsara Izay Teny Holazainao (Ohabolana 12:18; 18:21)
-
-
4:15 ‘Miezaha Mafy ho Tafaray Foana Sady Hihavana’ (Efesianina 4:1-6)
-
4:50 Hira 113 sy Vavaka Famaranana