Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanazavana

Fanazavana

Batisa Efa nalamin’ny anti-panahinareo arakaraka ny zava-misy any aminareo izay tokony hataon’ireo maniry hatao batisa, aorian’ny fandaharana asabotsy maraina.

Fanomezana Adika amin’ny fiteny 500 mahery ity fivoriamben’ny vondrom-paritra ity. Tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo ataonao izany asa maneran-tany izany. Azonao atao ny manao fanomezana ao amin’ny donate.pr418.com. Tena ankasitrahana ny fanomezana rehetra. Misaotra anao ny Filan-kevi-pitantanana, noho ianao tia manome ka mampandroso ny asan’ilay Fanjakana.

Alamin’ny Filan-kevi-pitantanan’ny Vavolombelon’i Jehovah

© 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania