Asabotsy
‘Manàna faharetana amin’ny olona rehetra’—1 Tesalonianina 5:14
Maraina
-
9:20 Mozika Fanokafana
-
9:30 Hira 58 sy Vavaka
-
9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Asehonay hoe Mpanompon’Andriamanitra Izahay, Satria Manam-paharetana...’
-
• Rehefa Mitory (Asan’ny Apostoly 26:29; 2 Korintianina 6:4-6)
-
• Rehefa Mampianatra Baiboly (Jaona 16:12)
-
• Rehefa Mifampahery (1 Tesalonianina 5:11)
-
• Rehefa Manao ny Asan’ny Anti-panahy (2 Timoty 4:2)
-
-
10:30 Nanehoana Faharetana Ianao dia mba Manehoa Faharetana Koa! (Matio 7:1, 2; 18:23-35)
-
10:50 Hira 138 sy Fampandrenesana
-
11:00 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Manàna Faharetana, Mifandefera Noho ny Fitiavana’
-
• Havana Tsy Vavolombelona (Kolosianina 4:6)
-
• Vady (Ohabolana 19:11)
-
• Zanaka (2 Timoty 3:14)
-
• Mpianakavy Marary na Be Taona (Hebreo 13:16)
-
-
11:45 BATISA: Voavonjy Isika Satria Manam-paharetana i Jehovah (2 Petera 3:13-15)
-
12:15 Hira 75 sy Fiatoana
Tolakandro
-
1:35 Mozika Fanokafana
-
1:45 Hira 106
-
1:50 Mitandrema sao Tsy Manam-paharetana fa Te Hahazo eo no ho eo An’izay Tianao (1 Tesalonianina 4:3-5; 1 Jaona 2:17)
-
2:15 LAHATENY MIFAMPITOHY: “Aleo Olona Manam-paharetana toy Izay Olona Manambony Tena”
-
• Tahafo i Abela fa Tsy i Adama (Mpitoriteny 7:8)
-
• Tahafo i Jakoba fa Tsy i Esao (Hebreo 12:16)
-
• Tahafo i Mosesy fa Tsy i Kora (Nomery 16:9, 10)
-
• Tahafo i Samoela fa Tsy i Saoly (1 Samoela 15:22)
-
• Tahafo i Jonatana fa Tsy i Absaloma (1 Samoela 23:16-18)
-
-
3:15 Hira 87 sy Fampandrenesana
-
3:25 TANTARA: “Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao” (Fizarana 1) (Salamo 37:5)
-
3:55 “Rehefa Enjehina Izahay dia Miaritra Foana” (1 Korintianina 4:12; Romanina 12:14, 21)
-
4:30 Hira 79 sy Vavaka Famaranana