Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Abdiela

Abdiela

(Abdièla) [Mpanompon’Andriamanitra].

Zanak’i Gony izy sady rain’i Ahia, ary anisan’ny fokon’i Gada. (1Ta 5:15) Nonina tany amin’ny faritr’i Gileada sy Basana izy. Nalaza tamin’ny fiompiana omby io faritra atsinanan’i Jordana io.​—1Ta 5:16.