Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Abi-ezerita

Abi-ezerita

(Abì-ezerìta) [An’i Abi-ezera].

Taranak’i Abi-ezera na anisan’ny fianakaviany. (Mpts 6:11, 24; 8:32) Ny Nomery 26:30 kosa milaza hoe “Jezerita” (“Ihezerîta”, DIEM), izay fanafohezana ny hoe Abi-ezerita. I Abi-ezera “taranak’i Gileada” no lazain’ny Baiboly fa razamben’ny Abi-ezerita, fa tsy ilay Abi-ezera tamin’ny andron’i Davida.​—Jereo ABI-EZERA No. 1.