Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Abida

Abida

(Abìda) [Ny Ray dia Nahalala (Ahy)].

Zanakalahin’i Midianina; zafikelin’i Abrahama tamin’i Ketora vadiny. Efatra ny rahalahin’i Abida: i Efaha, Efera, Hanoka, ary Eldaha.​—Ge 25:1, 2, 4; 1Ta 1:33.