Abitala HANDEFA Abitala (Abitàla) [Ny Ray dia Ando]. Iray amin’ireo vehivavy enina vadin’i Davida, izay niterahany zanakalahy, nandritra ireo fito taona sy tapany nanjakany tao Hebrona (1077-1070 T.K.). Sefatia no anaran’ny zanakalahin’i Abitala.—2Sa 3:4; 1Ta 3:3. Hanao Pirinty Hizara Hizara Abitala Fandalinana ny Soratra Masina Abitala Malagasy Abitala https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 24