Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Adbela

Adbela

(Adbèla).

Zafikelin’i Abrahama ary ny anarany no voatonona fahatelo amin’izy 12 lahy zanak’i Ismaela. Ejipsianina ny reniny. Izy no mpiadidy an’ilay foko mitondra ny anarany.​—Ge 21:21; 25:13-16; 1Ta 1:29.