Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahazay

Ahazay

(Ahazày) [fanafohezana ny hoe Ahazia, izay midika hoe “Nihazona i Jehovah”].

Zanakalahin’i Mesilemota izy sady razamben’ny mpisorona sasany nonina tao Jerosalema, taorian’ny sesitany tany Babylona. (Ne 11:13) Misy mihevitra fa izy ihany ilay Jazera resahin’ny 1 Tantara 9:12.