Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahiloda

Ahiloda

(Ahilòda).

Rain’ilay Josafata mpanoratra ny raharaham-panjakana tamin’ny andron’i Davida. (2Sa 8:16; 1Ta 18:15) Azo inoana fa izy koa no rain’ilay Bana lehibem-paritra mpamatsy sakafo tamin’ny andron’i Solomona.​—1Mp 4:7, 12.