Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahinadaba

Ahinadaba

(Ahinadàba) [Rahalahy Tia Manome (Tsara Toetra; Malala-tanana)].

Iray amin’ireo lehibem-paritra 12, izay namatsy sakafo ny tao an-dapan’i Solomona Mpanjaka, iray volana isan-taona. (1Mp 4:7, 14) Izy no voatendry hiandraikitra ny faritra tany atsimon’i Gileada, ary tao Mahanaima no foibeny.