Ahira HANDEFA Ahira (Ahìra) [mety hidika hoe Ny Rahalahiko dia Namana]. Zanakalahin’i Enana, sady mpiadidy teo amin’ny fokon’i Naftaly rehefa nirenireny tany an-tany efitra ny Israely. Nitondra ny fanatiny toy ireo mpiadidy hafa koa izy, rehefa notokanana ny alitara.—No 1:15; 2:29; 7:1-3, 78; 10:27. Hanao Pirinty Hizara Hizara Ahira Fandalinana ny Soratra Masina Ahira Malagasy Ahira https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 59